|
|
|
|

Entry1  izaitsizy
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Fatratra, be dia be na mafy dia mafy: Nihoraka izaitsizy ny vorona vahiny (J.N.)
4 Tokoa tokoa, indrindra indrindra, mihoatra noho izy, noho ny antonony: Nihinana izaitsizy Ikoto androany ka tsy mahagaga raha tsy mahalevon-kanina ny adala [1.1]
Explanations in English  5 exceedingly, excessively [1.7]
Explanations in French  6 excessivement [1.8]
Other spellings  7 izay tsy izy

Updated on 2025/11/02