|
|
|
|

Entry1  ivoriana
Root  2 vory
Part of speech  3  relative verb
Explanations in French  [1.3#860]
Examples  4  Ao an-tranon' ny lohampoko mpitankazomanga no ivoriana. [2.606#170]
5  ary rehefa avy teo dia samy namonjy izay trano alehany indray aloha, rehefa nifamotoana ivoriana indray. [2.588#]
6  Tonga tany an-tany ivoriana, niakanjo lobaka nisoratsoratra, notronin' ny lehiben' ny tanà-na rehetra, izy. [2.270#101]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02