Entry ividianana (vidy)
Part of speech relative verb
Examples ariary enina no nividianako ity kisoa ity (j'ai acheté ce cochon six piastres) [1.3]
Morphology 
Present : ividianana, ividianako, ividiananao, ividianany, ividianantsika, ividiananay, ividiananareo, ividianan', ividianan-, ividianam-, ividiana-
Past : nividianana, nividianako, nividiananao, nividianany, nividianantsika, nividiananay, nividiananareo, nividianan', nividianan-, nividianam-, nividiana-
Future : hividianana, hividianako, hividiananao, hividianany, hividianantsika, hividiananay, hividiananareo, hividianan', hividianan-, hividianam-, hividiana-
Imperative : ividiano
Compound words 

Updated on 2023/01/20