Entry (1/4) | 1 ivelany |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy ao anaty: Lasa any ivelany izy Tsy ao anatin' ny: Ataovy madio tsara ivelan' ny trano [1.1] |
Explanations in English |
4 outside, on the exterior [1.7] |
Explanations in French |
5 à l'extérieur [1.3#287, 1.8] 6 extérieurement: Tsy tia vavaka afa-tsy ivelany hiany izy (Ce n'est qu'à l'extérieur qu'il est dévot) [1.4.fr#341] |
Examples |
7 Tsy avoaboaka any ivelany?
[2.472#161]
8 Io no fasako ivelan'ny tany [1.275|2.1046] 9 Ifara teo ivelan-kady, mbola eo ihany ve? [2.69#65] 10 Sanganehana teo ivelam-bohitra aho [2.643#112] |
Morphology |
|
All compound words | 12 15 combinations of ivelany |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word ivelany |
Entry (2/4) | 14 ivelany |
Part of speech | 15 adjective |
Explanations in Malagasy |
16 Hita maso: Marevaka ny loko ivelany [1.1] |
Explanations in French |
17 extérieur [1.3#287, 1.13] 18 externe [1.3#287] 19 extrinsèque [1.13] |
All compound words |
|
Entry (3/4) | 22 ivelany |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 Endrika, tarehy, bika, toetra hita maso: Tsara ny ivelan' io trano io ~ Tsarovy fa manodoka matetika ny ivelany [1.1] |
Explanations in French |
25 l'extérieur, le dehors [1.3#287] |
Entry (4/4) | 26 ivelany |
Root | 27 vela |
Part of speech | 28 relative verb ivelana and pronoun |
Anagrams | 29 ivelany, 30 lenivay |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |