| Entry | 1 itarina |
| Root | 2 itatra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Halehibeazina, halalahina: Nitariko hatrerỳ am-bavahady ny tanimbolim-boninkazoko
5 Ampitomboina, na habe na habetsahana: Itaro isan' andro ny fahalalanao 6 Ampitomboina ara-pilazana: Nitarinao ny filazana ny zavatra, ry Ikoto: olona efapolo raha misy no tonga ka nolazainao hoe roanjato [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | itarina, 11 riatina, 12 tairina |
| Updated on 2025/09/12 |
|