|
|
|
|

Entry1  italianina
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Italia: Azo lazaina ho firenena artista ny Italianina
4 Momba an' i Italia, an' i Italia na avy any Italia: Tamin' ny taon-jato faha-XVI no nivelaran' ny zavakanto italianina indrindra [1.1]
Explanations in English  5 Italian [3.1]
Explanations in French  6 italien, italienne [3.1]
Vocabulary  7  Geography: countries, people
Analogs  8  italia, 9  italia

Anagrams  10 alatinainy, italianina

Updated on 2025/11/02