| Entry | 1 israelianina |
| Part of speech | 2 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Israely: Mitokantokana tsy maro namana intsony ny Israelianina ankehitriny
4 Mikasika an' i Israely, an' i Israely na avy any Israely: Milina israelianina itony [1.1] |
| Explanations in English |
5 Israeli
[3.1] |
| Explanations in French |
6 israélien, israélienne
[3.1] |
| Vocabulary | 7 Geography: countries, people |
| Other spellings | 8 israely, israely |
| Updated on 2025/11/02 |
|