|
|
|
|

Entry1  isan' andro
Elementary words  2 isa, 3 andro
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 isaky ny misy andro mipoaka [1.1]
Examples  6  Mandroso isanandro ny olona marary sy ny maty. [2.59#]
7  Fombam-pivavahan' ny silamo ny miankohoka inefatra isanandro. [2.445#]
Synonyms  8 isan' andro mihiratra, isan' andro vaky

Anagrams  isan' andro, 9 sondriana

Updated on 2025/10/11