|
|
|
|

Entry1  isam-batan' olona
Elementary words  2 isa, 3 vatana, 4 olona
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 enti-milaza ny tenan' ny olona tsirairay avy, isan' olona, ny olona tsirairay tsy misy avahana [1.1]
Explanations in French  [isam-batana] 7 chacun en particulier, individuellement [1.3#816]

Updated on 2025/09/12