Entry iogoslavy
Part of speech noun or adjective
Malagasy definition Ny firenena na tompon-tany any amin' ny tanin' i Iogoslavia: i Belgrady no renivohitry ny Iogoslavia
¶ Momba an' i Iogoslavia, an' i Iogoslavia na avy any Iogoslavia: Repoblika enina no miforona ho fanjakana Iogoslavia [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Origin French: yougoslave.
Analogues  Iogoslavia

2012/12/26