Entry intsony
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition Miaraka amin' ny "tsy" mandrakariva (tsy...intsony) enti-milaza zavatra tsy hitohy na hisy famerenana, fa vita tapitra hatreo: Nivoadivoady Rakoto fa tsy hiteny imasombahoaka intsony [Rajemisa 1985]
English definition no more, never more [Hallanger 1973]
French definition ne ... plus [Hallanger 1974]

Updated on 2020/07/31