| Entry | 1 inspektera |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Manamboninahitra amin' ny Polisy izay miandraikitra indrindra ny fikarohana ny mpanao ratsy sy ny famotorana na fakana am-bavany ny olona ahihina ho nanao izany [1.1] |
| Vocabulary | 4 Law |
| Updated on 2025/09/12 |
|