| Entry | 1 Inenibe |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 jereo nenibe [1.1] |
| Examples |
4 Impiry isika no niresahan' inenibe.
[2.528#]
5 Tompoko, hoy izy, nanao ahoana izay inenibe? [2.895#] 6 Tsy nahatsiaro tena aho, raha tsy efa ela, indroa andro, hono, hoy inenibe. [2.643#] |
| Vocabulary | 7 Relationships: family |
| Updated on 2025/09/12 |
|