| Entry | 1 indrindra |
| Part of speech | 2 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza toetran' olona na toe-javatra fara tampony na farany ambany miolotra amin' ny sisa rehetra: Isambilo no mahay indrindra amin' ny mpianatra ary Ikoto no kevoka indrindra
4 Tsy hafa fa... tokoa: Ianao indrindra no tadiaviko 5 Tsara, amin' ny fotoana tsara... iny: Nikabary indrindra izy no nianjera ny valindrihana [1.1] |
| Explanations in English |
6 especially, exceedingly, chiefly, principally. It is used to form the superlative degree of adjectives, and to qualify or emphasize most adjectives and verbs.
[1.2] 7 especially; indeed; very, most [1.7] |
| Explanations in French |
8 surtout; indique le degré superlatif; ex.:
9 ny tsara indrindra, le meilleur [1.8] |
| All compound words | 10 6 combinations of that word |
| Updated on 2025/11/17 |
|