|
|
|
|

Entry1  indramina
Root  2 indrana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Angatahina mba hanaovana nefa haverina rehefa avy eo: Nindramin' i Soa ny sininay hantsakany.
5 Iangaviana hanao raharaha fa tsy karamaina: Olona nindramina ireo miasa ny tanimbarinay ireo. [1.1]
Explanations in English  6 used of the thing which is to be borrowed.. [1.2]
7 to be borrowed; cf. sambotra. [1.7]
Explanations in French  8 qu'on a emprunté. [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 indramina, 15 mandraiñy, 16 manindria

Updated on 2025/11/11