| Entry (1/2) | 1 indraika |
| Part of speech | 2 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Fiangolana ny hoe "indray": Raha tany indraika kosa ka mifaly -- Hadinoy ny sentosento sy tomany -- Aoka ihany izany foko no hijaly -- Hitoloko samy irery lavitra any (Rajemisa Raolison)
4 Indray mandeha: Impiry ianao no tany Mahajanga? -- Indraika [1.1] |
| Combinations | 5 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word indraika |
| Entry (2/2) | 6 indraika |
| Part of speech | 7 conjunction [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
8 [Antambahoaka] koa, indray
[1.78] |
| Synonyms | 9 indreka |
| Updated on 2026/04/22 |
|