| Entry (1/2) | 1 inay |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza zavatra heno ka toa tondroina: Inay ilay feo henoko omaly
[1.1] |
| Synonyms | 4 injay |
| Entry (2/2) | 5 inay |
| Part of speech | 6 interjection [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
7 Toy izay, tahaka izay (teny mitory toa fanenenana amin' ny zavatra natao, na toa faniniana ny lahatra amin' ny tsy naha-toy izao na toy izao ny tena):
8 Inay aho tsy niavonavona tamin' ny lehibeko! / Inay aho tsy nahalala an' iny olona iny na oviana na oviana! / Inay aho vorona sahala aminao! (Ny Avana) [1.1] |
| Explanations in English |
9 there! Behold! O that! Would that! Hark! List! Used of some one drawing near but not yet in sight.
[1.2] 10 there! oh that! [1.7] |
| Explanations in French |
11 puisse! oh que! plaise à Dieu!
[1.8] |
| Anagrams | 12 aiñy, ainy, 13 iañy, 14 inay |
| Updated on 2025/11/13 |
|