| Entry | 1 Imerinalavasofina |
| Part of speech | 2 name (book title) [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Tao amin' ny "Imerinalavasofina" nivoaka teo an-taona 1930 teo ihany koa, no nampitahan-dRazafintsalama Josefa ny ohabolana malagasy amin' ny ohabolana hebrio: be tokoa ny itovizany na amin' ny heviny na amin' ny fipaikany.
[2.299#9] |
| Author |
4 Razafintsalama Josefa |
| Updated on 2025/12/08 |
|