Entry ilany > ilana
Part of speech Unspecified
Explanations in English (root) [1.2]
Derivatives 

Entry ilany > ilana (ila)
Part of speech relative verb
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1Misy raharaha ilako ny ramolenao ka mba ampindramo ahy (J'ai besoin de votre mulet pour une affaire, veuillez me le prêter) [1.3]
2Inona ny antony ilanao fandraka amiko? (Pourquoi me demandez-vous un ciseau?) [1.3]
Morphology 
Present : ilana, ilako, ilanao, ilany, ilantsika, ilanay, ilanareo, ilan', ilan-, ilam-, ila-
Past : nilana, nilako, nilanao, nilany, nilantsika, nilanay, nilanareo, nilan', nilan-, nilam-, nila-
Future : hilana, hilako, hilanao, hilany, hilantsika, hilanay, hilanareo, hilan', hilan-, hilam-, hila-
Imperative : ilao
Compound words 

Anagrams 

Entry ilany > ila
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Ilany [1.78]
 Faritra misy ny tehezana amin' ny tenan' ny olombelona: Misy marary ato amin' ny ilako havia ato
Lanimandry, lafy
Ampahany: Nolokoana fotsy ny ila varavarana atsimo / Misy ila tanimbariko hamidy raha hovidinao
Faritra: Be ala ny ila atsinanan' i Madagasikara
Antsasaka: Omeo ahy hovidiko itỳ ila tratran' omby itỳ [1.1]
Explanations in English The side of anything, a piece, generally a half of anything. It is mostly used with the suffix pronoun -ny, as : ilany, its side, half of it. [Malay Balah (?)] [1.2]
 The side, a half [1.7]
Explanations in French Côté, moitié [1.8]
 Moitié, façade, membre, flanc [1.13]
Derivatives 
 
Compound words 
Analogs  tehezana ~ takiba
Proverbs 

Entry ilany > ila
Part of speech Unspecified
Explanations in Malagasy Fitadiavana, fizahana, fikarohana [1.1]
Explanations in English (root) [1.2]
Derivatives 

Entry ilany > ila
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] Fihetsiketsika, hadalana, tsy fandinihana, tsy fiheverana [1.78]

Anagrams