Entry | 1 ikala ratsy |
Elementary words | 2 Ikala, 3 ratsy |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 entina milaza zazavavy fetsifetsy na koa donendrinendrina tsy misy hitiavana azy [1.1] |
Examples |
6 Tsy angatra fa mba tsara tokoa ikalaratsy, saingy lasa solony sy sariny izy, tsy mahita ahy manjaitra kidoro eo an-dalantsara akory.
[1.223#mg]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |