|
|
|
|

Entry 1  ifanakalozana
Root  2 takalo
Part of speech  3  relative verb
Examples  4  Taratasy no ifanakalozany amin'izay fotoana izay. [2.117#118]
5  Eo anivon'ny Fokontany, ny vokatra fihinana toy ny tsako, balahazo, bele dia "atero ka alao" ifanakalozana ao anatin'ny fianakaviana ihany matetika fa tsy amidy. [2.606#59]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Updated on 2026/02/26