| Entry | 1 idiran-doza |
| Elementary words | 2 idirana, 3 loza |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 [idiran-doza]
tratra, voan' ny loz; voan' ny fahasahiranana lehibe, tojo zava-tsarotra izaitsizy, idiran' angano fiteny mirary ratsy ho an' olona, fanompana [1.1#666] 6 [dirandoza] Tenim-piontanana mivoaka ny vava raha mahare fa nisy voina lehibe nitranga tamindRanona tatsy na tamindRanona taroa: May, hono, ny tranon-dRazafy arỳ Ankorahotra. Dirandoza marina! [1.1#172] |
| Other spellings | 7 dirandoza, idirondoza |
| Synonyms | 8 idiran' angano, idiran' izay loza |
| Updated on 2025/09/12 |
|