|
|
|
|

Entry1  idiran-doza
Elementary words  2 idirana, 3 loza
Part of speech  4  adjective
Explanations in Malagasy  5 [idiran-doza] tratra, voan' ny loza; voan' ny fahasahiranana lehibe, tojo zava-tsarotra izaitsizy, idiran' angano
6 fiteny mirary ratsy ho an' olona, fanompana [1.1#666]
7 [dirandoza] Tenim-piontanana mivoaka ny vava raha mahare fa nisy voina lehibe nitranga tamindRanona tatsy na tamindRanona taroa: May, hono, ny tranon-dRazafy arỳ Ankorahotra. Dirandoza marina! [1.1#172]
Other spellings  8 dirandoza, idirondoza
Synonyms  9 idiranangano, idiranizayloza
Antonyms  10 ieren-doza

Updated on 2026/02/16