| Entry | 1 Idahy |
| Part of speech | 2 name (anthroponym) [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Teny entin' ny vehivavy manondro ny anadahiny amin' ny fomba somary miangentsana:
4 Aoka re, ry Idahy, fa be loatra izany fandokadokafanao ahy [1.1] |
| Vocabulary | 5 Forms of Address |
| Anagrams | 6 ahidy, 7 Hiday, Idahy |
| Updated on 2025/11/17 |
|