| Entry | 1 Ibavy |
| Part of speech | 2 name (anthroponym) [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Teny entin' ny lehilahy manondro ny anabaviny amin' ny fomba somary miangentsana: Inona no nentin' Ibavy ho anareo, rankizy? [1.1] |
| Vocabulary | 4 Forms of Address |
| Updated on 2025/09/12 |
|