|
|
|
|

Entry1  Iaroka
Part of speech  2  name (toponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  3  renirano mandalo an'i Mahatsarakely any Brickaville ka mivoaka amin'ny ranomasina Indianina ao atsimon'Andevoranto [Betsimisaraka] [1.78]
Examples  4  Ireto ny sasany taminy Manamorona an' iaroka, ny Tsimanolo sy ny Maroratsy, ao Vatomandry. [2.508#]
Vocabulary  5  Geography: rivers, lakes
Proverbs  6  Proverbs containing the word Iaroka

Anagrams  7 akoray, 8 aorika, 9 ariako, 10 arikao, 11 Arioka, 12 iakaro, 13 Iakora, 14 Iaroka, 15 rakoay

Updated on 2025/09/12