|
|
|
|

Entry1  hozongozonina
Root  2 hozongozona
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Hetsehina mafy ary imbetsaka: Nohozongozonin' ny ankizy ny hazo ka raraka ny voankazo.
5 Hontsonina, ketrahina: Tsy azon' inona na inona hozongozonina ny finoany. [1.1]
Explanations in English  6 to be shaken. [1.7]
Explanations in French  7 qu'on secoue, qu'on ébranle. [1.8]
Examples  8  Irony vato, irony vato, irony vato ery Andrangavo : hozongozonina vao mihamafy, pararetina vao mihafatratra; [2.857#]
9  Eto amin' izao, tsy misy iolahana intsony, no hamosahan' ny Filôzôfia malagasy ny vatolampy tsy azo hozongozonina niorenan' ny finoany. [2.296#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02