|
|
|
|

Entry (1/2)1  hovotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fihontsonkontsonana na fiezinezenana mafy.. [1.1]
Explanations in French  4 action de remuer, secouer, donner des secousses. [1.196]
Examples  5  lehibe ny tahotra sy ny hovotra nanjo anay tamin'izany andro izany, satria efa niala tamin'Andtra fa efa niozona; [2.59#]
Derivatives 
Names :
Synonyms  7 hovotrovotra

Entry (2/2)8  hovotra
Part of speech  9  noun
Explanations in French  10 Plante tinctoriale non identifiée. La plante est réduite en menus fragments qu'on crible sur une sorte de tamis.. [Betsimisaraka] [1.196]
Vocabulary  11  Botany

Anagrams  12 hovotra, 13 vahotro, 14 vohotra

Updated on 2025/11/11