Entry hotakotaka
Part of speech noun
Malagasy definition Tabataba sy horohoro;horohoro noho ny fanampoizana loza na zavatra atahorana izay re fa ho avy na mananontanona; fihetsiketsehana noho ny tany tsy mandry misy zavatra mampiahiahy: Hotakotaka eran' ny tanàna tamin' ny fisamborana ilay lehiben' ny mpiodina [Rajemisa 1985]
English definition a tumult, a disturbance [Hallanger 1973]
French definition tumulte, agitation [Hallanger 1974]
Derivations 

2010/10/07