Entry hontsina
Part of speech noun
Malagasy definition Hari-koditra, fanaikitry ny hatsiaka, ny aretina [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry hontsina
Part of speech noun
Malagasy definition Fihetsehana kely; firaikana kely fa voadona. [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms hontsona

2012/08/24