|
|
|
|

Entry 1  honjohonjo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Irery, tsy misy afa-tsy... (enti-milaza olona tokana na vitsy izay marihina fa mandeha irery); tsy misy olonkafa miaraka aminy: Honjohonjoko izaho irery nody tamin' iny takariva iny ~ Honjohonjonay telo mianaka nihazo iny lalana mianavaratra iny [1.1]
Other spellings  4 honjihonjy
Combinations  5  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word honjohonjo

Updated on 2026/04/22