Entry hondry
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sihanaka] totohondry [Rakotosaona 1972]
English definition the fist [Hallanger 1973]
French definition le poing [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

Entry hondry
Part of speech noun
Malagasy definition Refy hatramin' ny tendron' ny ankibe atsotra ka hatramin' ny fanondro avonkina eo amin' ny tonony faharoa (ny hondry dia mitovy halava amin' ny vodivoam-pelatanana mahery voatondro roa) [Rajemisa 1985]
French definition Mesure de longueur depuis le bout du pouce ouvert jusqu'à la seconde phalange de l'index fermé [Abinal 1888]
French definition Depuis le bout du pouce ouvert jusqu'à la seconde phalange de l'index fermé [Veyrières 1913]
Vocabulary 

2016/06/06