|
|
|
|

Entry1  holandey
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3 Ny mponina tompon-tany ahy amin' ny tanin' i Holandy: Mipetraka amin' ny tany ambanin' ny haavon' ny ranomasina ny Holandey
4 Momba an' i Holandy na an' i Holandy na avy any Holandy: Sarotra ny mandresy ny ekipa holandey amin' ny baolina kitra [1.1]
Explanations in English  5 Dutchman, Dutchwoman
6 Dutch [3.1]
Explanations in French  7 hollandais, hollandaise [3.1]
Vocabulary  8  Geography: countries, people
Analogs  9  holandy, 10  holandy

Updated on 2025/12/08