Entry hofakofaka
Part of speech noun
Malagasy definition Izay miendaka amin'ny faritra sasan'ny tena ka manjary mihetsiketsika; zavatra tsy mipetaka tsara ka tonga mihofakofaka na mielakelaka [Rajemisa 1985]
French definition ce qui se détache par écailles, par pellicules ou par petits éclats [Abinal 1888]
Derivations 

Entry hofakofaka (hofaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Kivilivily, vezimbezina, hevingevina [Rajemisa 1985]
French definition balancement, agitation, secousse [Abinal 1888]
Derivations 

2012/02/14