Entry | 1 hofaina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 hofa |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Antsoina amin' ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay lamba izy fa tsy reny izany Sivanina amin' ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy |
Explanations in English |
5 [1.7] to be waved at |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on appelle par un signe de la main |
Morphology |
|
Other spellings | 11 hofana |
Anagrams | 12 anafiho, 13 faohany, 14 faohina, 15 fiahona, 16 fianaho, 17 fihaona, 18 hofaina, 19 ifahano, 20 ifohana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |