| Entry | 1 hodahoda |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fikodedehana raha miteny; fiakanakana namahatonga tsy hahatonona tsara izay lazaina, na fiboredehana mahatonga hiteny an-kisesy sarotraraisina. [1.1] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 11 dohadoha, 12 hodahoda |
| Updated on 2025/09/19 |
|