Entry hihirana (hihitra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Tsitsina: Hihiro ny volanao, anaka
Ilozohana, ilofosana, imasoana: Nohihiriny ny asany ka vitany tsara [1.1]
Morphology 
Present : hihirana, hihirako, hihiranao, hihirany, hihirantsika, hihiranay, hihiranareo, hihiran', hihiran-, hihiram-, hihira-
Past : nohihirana, nohihirako, nohihiranao, nohihirany, nohihirantsika, nohihiranay, nohihiranareo, nohihiran', nohihiran-, nohihiram-, nohihira-
Future : hohihirana, hohihirako, hohihiranao, hohihirany, hohihirantsika, hohihiranay, hohihiranareo, hohihiran', hohihiran-, hohihiram-, hohihira-
Imperative : hihiro

Anagrams 

Updated on 2023/01/05