| Entry (1/2) | 1 henjy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fihazakazahana sy firioriovana etsỳ sy erỳ; fivezivezena amin' ny toerana maro; fandehanana etsy sy eroa tsy dia misy antony loatra; fitetezana lanonana sy koràna samihafa eny rehetra eny.
[1.1] |
| Explanations in French |
4 action de gambader, de folâtrer, de courir ça et là.
[1.3] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 7 henjihenjy |
| All compound words | 8 Behenjy |
| Entry (2/2) | 9 henjy |
| Part of speech | 10 noun |
| Explanations in French |
11 nom d'une espèce de poisson..
[Tankarana]
[1.19] |
| Vocabulary | 12 Zoology: fishes |
| Updated on 2025/11/11 |
|