Entry henatry > henatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tahotra ny fahaverezan-kaja sy voninahitra: Henatr' olona re izany! Tsy sahy mitraka mihitsy izy rehefa mamakivaky eo afovoan' ny olona
Fahatsiarova na ny tena ho ambany, noho ny toetra ratsy ananana na asa ratsy tsy mendrika natao: Safotry ny henatra ny anao lahy fa tratran' ny fokonolona nangalatra teo an-tsena
Fahafaham-baraka: Henatra ho an' ny fianakaviana ny zaza tahaka ireny
Fanajana be loatra amin' ny olona iray ka mahatonga ny tena tsy ho sahisahy aminy [1.1]
Explanations in English Shame, disgrace [1.2, 1.7]
 Shamefacedness, bashfulness [1.2]
Explanations in French Honte; humiliation [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] [ heñatra ] Honte [1.405]
Examples 
1Misahirana atosiky ny fitiavana mifangaro henatra ny ho ratsy laza izany no mihaokaoka. [2.245]
2Te-hikosoka ny henatra lehibe tamin' ny nisaoran' olona ny zanany vavy tokana, hono, izy. [2.643]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 
Articles 

Anagrams