Entry | 1 hena ratsy |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 hena, ratsy |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ilazana ny hena nozaraina tamin' ny mpandevina |
Examples |
5 [2.857#] Ary ny zavatra tsy hanin' ny mitana ny sampy sy ny fadiny : ny kisoa, ny osy, ny sifotra, ny tongolo, ny henaratsy, ny henan-doza, ny tono avadika, ny tra-droatra, ny tono manompo, ny vary sangàna, ny toditra, ny anantarika, ny anamafaitra.
|
Synonyms | 6 henam-paty |
Anagrams | 7 hena ratsy, 8 tresahina |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |