Entry hen > hena
Part of speech noun
Malagasy definition Nofom-biby efa maty: Mora ny henan-kisoa androany
¶ Fery
¶ Teny misy ifandraisany: atidohan-kena, atin-kena, fanangana, hofaka, ilikena, jabora, sabora, lela, lemy, leminy, lohomby, losony, mananety, masontanteliny, matomperiny, matom-perin-kisoa, mosavinkena, roroha, soroka, taovany, tratra, trafo, traingo, tehezana, tsinainkena, vain-droroha, vavony, voankena, vodihena, vorivorinkena [Rajemisa 1985]
English definition meat, esp. beef [Hallanger 1973]
French definition viande, viande de boeuf [Hallanger 1974]
Examples Ny mofo sy ny hena ary ny entana madinika tonga ao an-trano no anehoany izany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 13]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
hena
henako
henanao
henany
henantsika
henanay
henanareo
henan'
henan-
henam-
-kena
-kenako
-kenanao
-kenany
-kenantsika
-kenanay
-kenanareo
-kenan'
-kenan-
-kenam-
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry hen > hena
Part of speech noun
Malagasy definition Fihakelezana, fihavitsiana isa raha ampitahaina amin' ny teo aloha [Rajemisa 1985]
French definition diminution, amoindrissement [Abinal 1888]
Derivations 
Morphology 
hena
henako
henanao
henany
henantsika
henanay
henanareo
hen'
hen-
hem-
he-
-kena
-keko
-kenao
-keny
-kentsika
-kenay
-kenareo
-ken'
-ken-
-kem-
-ke-

Entry hen > heña
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tambahoaka] tantely mifindra [Rakotosaona 1972]
Morphology 
hena
henako
henanao
henany
henantsika
henanay
henanareo
hen'
hen-
hem-
he-
-kena
-keko
-kenao
-keny
-kentsika
-kenay
-kenareo
-ken'
-ken-
-kem-
-ke-

Entry hen > heña
Part of speech adverb [list]
Malagasy definition  [Taisaka] hankaiza [Rakotosaona 1972]

Entry hen > mena
Part of speech adjective
Malagasy definition Sora-javatra na volon-doko manahatahaka ny an' ny ra na ny afo: Akanjo mena no nanaovany ka toa voamarik' ilay omby izy ka nenjehiny
Teny iray tarika: mena antitra ~ mena dorehitra ~ mena jaky ~ mena mahatrakatraka ~ mena mangatrakatraka ~ mena mangoràka ~ mena mangàka ~ mena mivaivay ~ mena ranomòalahy ~ mena vongatraka ~ menafify ~ menapina [Rajemisa 1985]
English definition red [Hallanger 1973]
French definition rouge [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Examples 
1Tranon-drafodilahy trano mena! [Dahle: Angano, page 258]
2Zavatra mena aby, ka tsy fantatra: [Rahajarizafy: Kabary, page 85]
3Kibobo sy menamaso ka no hatahotra maso mena? [Rinara 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Tables and plates The Colors
Cattle coats
Quotes 
Toponymy Place names having the word mena (20)
Ambalamena
Ambatomena
Ambohimena
Amparihimena
Analamena
  Andranomena
Androfiamena
Ankazomena
Ankijanimena
Ankilimena
  Antanimena
Antevamena
Bemena
Hazomena
Kiranomena
  Maromena
Menavato
Ranomena
Riamena
Vohimena
 
Analogy  menavava
Illustrations 

Entry hen > mena
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Bara] tezitra [Rakotosaona 1972]
 Tezitra: Mena ny anao lahy raha vao nahare izay teny izay ha tafatsangana' ndeha hamely [Rajemisa 1985]
French definition emporté, rouge de colère, qui rougit de honte [Abinal 1888]

Entry hen > meña
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Taisaka] mankany..... [Rakotosaona 1972]

Entry hen > mena-
Part of speech morphological form of the word menaka
Compound words, titles, names 

Entry hen > mena-
Part of speech morphological form of the word menatra
Compound words, titles, names 

hen   
akohovavy
a hen [Hallanger 1973]
reniakoho
a hen. [Richardson 1885]