|
|
|
|

Entry1  hematôzôera
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Karazana mikraoby bibikely mivelona ao anaty ran' ny olona voakaikitry ny moka atao hoe anofela, ka mararin' ny tazo, mafana sy mangovitra izay voany [1.1]
4 katsentsitra mivelona ao amin'ny liomenan'ny olombelona ka miteraka tazo [1.13]
Explanations in French  5 hématozoaire [1.13]
Vocabulary  6  Biology

Updated on 2025/09/12