Entry hematôzôera
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana mikraoby bibikely mivelona ao anaty ran' ny olona voakaikitry ny moka atao hoe anofela, ka mararin' ny tazo, mafana sy mangovitra izay voany [1.1]
 Katsentsitra mivelona ao amin'ny liomenan'ny olombelona ka miteraka tazo [1.13]
Explanations in French Hématozoaire [1.13]
Vocabulary 
Origin French: hématozoaire.

Updated on 2020/07/31