|
|
|
|

Entry1  hefakefaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Ilany iray amin' ny kitrom-biby
4 Zavatra mikiraviravy, sady mihetsiketsika, nefa misy mitana azy tsy hiala [1.1]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Other spellings  15 efakefaka

Updated on 2026/02/22