Entry hefaka
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tambahoaka] sampana [Rakotosaona 1972]
 faritra misampantsampana ivarinan'ny renirano amin'ny ranomasina na farihy ary iangonan'ny fotaka entin'ny rano [SLP: Voambolana]
French definition delta [SLP: Voambolana]
Vocabulary 
Synonyms vinanihefaka

2009/09/09