|
|
|
|

Entry1  hazovato
Elementary words  2  hazo, 3  vato
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Karazam-bato sokay nova ara-toetra simika sy fizika, tsy dia mafy loatra fa misy tsoriany mahafinaritra ny tavany rehefa voalambolambo tsara, anaovana solon-taila amin' ny ngorodona na ny rindrina; marbra [1.1]
Explanations in French  6  bois silicifié [1.13]
Vocabulary  7  Geology
Synonyms  8  vatoharana, vatohazo
Analogs  9  hazombato

Anagrams  10 hazovato, 11 vatohazo

Updated on 2025/09/12