Entry | 1 hazon-damosina |
Elementary words | 2 hazo, 3 lamosina |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Fitambarana taolana maromaro misy loaka ka itoeran' ny tsoka, izay mifampitohitohy lava manaraka ny lamosina ary manenjana ny vatana ambony hijoro; ireo vitsivitsy ambony indrindra atao hoe marozandry [1.1] |
Explanations in English |
6 the spinal bone, the spine. [1.2] |
Explanations in French |
7 l'épine dorsale [1.3#230] 8 colonne vertébrale [1.13] |
Examples |
9 Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry.
[2.472#]
|
All compound words |
|
Vocabulary | 13 Biology |
Synonyms | 14 tohivany |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word hazon-damosina |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |