|
|
|
|

Entry1  hazavaina
Root  2 zava
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Asiana hazavana, tsilovina: Hazavain' ny jiro ny efitrano
5 Voaboasana, lazaina ny heviny: Hazavao ny hevitr' izany teny izany [1.1]
Explanations in English  6 to be made clear, to be illuminated [1.2, 1.7]
7 to be lighted; to be distinct [1.2]
8 to be explained [1.7]
Explanations in French  9 qu'on explique, qu'on éclaircit [1.3#869, 1.8]
10 qu’on rend clair, distinct [1.3#869]
11 qu'on éclaire, qu'on illumine [1.8]
Examples  12  Ary angamba azo hazavaina ihany ny nahatonga izany. [2.285#]
13  Saingy naleoko nangina fa sarotra hazavaina loatra izany. [2.944#]
14  Tsy maintsy hazavaina aloha fa misy nentim-paharazana mihitsy ao; [1.377#nyresaka]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :

Anagrams  19 hazavaina, 20 ihazavana, 21 vazahaina

Updated on 2025/11/13