Entry havaloana (valo)
Part of speech noun or adjective
Malagasy definition Mandritra ny valo andro: Vitsy no maharitra tsy mihinana havaloana
¶ Halavam-potoana valo andro: Vao fito andro izay ka nahoana no tonga sahady ianao? Tsy andriko intsony ny havaloana ko [Rajemisa 1985]
English translation in eight days
¶ the eighth day [Richardson 1885]
French translation huit jours [Abinal 1888]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31