|
|
|
|

Entry1  hatsotso
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Laingalainga mba hampihomehy: Fantatro ny hatsotsonao Rakoto a!
4 Mpandaingalainga mba hampihomehy, kapotsaka: Hatsotson' olona re izany [1.1]
Explanations in English  5 jocular, jesting, fabulous. See hatsikana. [1.2]

Updated on 2025/09/19